1 Samoela 24:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 I Jehovah anie hitsara ahy sy ianao!+ Ary enga anie i Jehovah hamaly anao noho izay nataonao tamiko,+ fa ny tanako kosa tsy hamely anao!+ 1 Samoela 26:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahina anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra miavaka ianao, ary tsy maintsy hahomby.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa niverina nody.+ 2 Samoela 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely,+ sady namonjy anao teo an-tanan’i Saoly.+ Salamo 34:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny anjelin’i Jehovah mitoby manodidina an’izay rehetra matahotra Azy,+Ka mamonjy azy ireo.+
12 I Jehovah anie hitsara ahy sy ianao!+ Ary enga anie i Jehovah hamaly anao noho izay nataonao tamiko,+ fa ny tanako kosa tsy hamely anao!+
25 Dia hoy i Saoly tamin’i Davida: “Hotahina anie ianao, ry Davida zanako! Tsy maintsy hanao zavatra miavaka ianao, ary tsy maintsy hahomby.”+ Dia lasa nandeha i Davida, fa i Saoly kosa niverina nody.+
7 Dia hoy i Natana tamin’i Davida: “Ianao izany lehilahy izany! Izao no lazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely: ‘Izaho no nanosotra anao ho mpanjakan’ny Israely,+ sady namonjy anao teo an-tanan’i Saoly.+