21 Hijoro eo anatrehan’i Eleazara mpisorona izy, ary rehefa manam-panontaniana izy, dia i Eleazara no hanontany eo anatrehan’i Jehovah, amin’ny alalan’ny fitsaran’ny Orima.+ Dia izay baiko azo eo no harahin’izy rehetra, dia izy sy ny Israelita rehetra, izany hoe ny vahoaka manontolo.”