Eksodosy 37:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Dia nanao an’ilay Vata+ tamin’ny hazo akasia i Bezalila.+ Roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.+ Salamo 132:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Mitsangàna, Jehovah ô! Mankanesa any amin’ny toeram-ponenanao,+Ianao sy ilay Vata Masina mampiseho ny herinao.+
37 Dia nanao an’ilay Vata+ tamin’ny hazo akasia i Bezalila.+ Roa hakiho* sy sasany ny lavany, iray hakiho sy sasany ny sakany, ary iray hakiho sy sasany ny haavony.+
8 Mitsangàna, Jehovah ô! Mankanesa any amin’ny toeram-ponenanao,+Ianao sy ilay Vata Masina mampiseho ny herinao.+