Levitikosy 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “‘Raha misy manolotra sorona iombonana,*+ ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia tokony ho biby tsy misy kilema no hatolony eo anatrehan’i Jehovah.
3 “‘Raha misy manolotra sorona iombonana,*+ ka ombilahy na ombivavy no ateriny, dia tokony ho biby tsy misy kilema no hatolony eo anatrehan’i Jehovah.