Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no mitovy aminao, Jehovah ô?+ Iza no faran’izay masina hoatr’anao?+ Ianao ilay tokony hatahorana ka hanaovana hira fiderana. Ianao ilay manao zava-mahagaga maro.+ Salamo 83:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Enga anie ho fantatry ny olona fa ianao irery ihany, ilay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra manerana ny tany manontolo!+
11 Iza amin’ireo andriamanitra no mitovy aminao, Jehovah ô?+ Iza no faran’izay masina hoatr’anao?+ Ianao ilay tokony hatahorana ka hanaovana hira fiderana. Ianao ilay manao zava-mahagaga maro.+
18 Enga anie ho fantatry ny olona fa ianao irery ihany, ilay manana anarana hoe Jehovah,+No Avo Indrindra manerana ny tany manontolo!+