-
Josoa 13:2, 3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ireto ny tany mbola tsy azo:+ Ny faritra rehetran’ny Filistinina sy ny an’ny Gesorita,+ 3 —hatrany amin’ny sampan’i Neily* any amin’ny sisiny atsinanan’i* Ejipta ka hatrany amin’ny sisin’i Ekrona any avaratra, izay noheverina fa an’ny Kananita taloha+—anisan’izany ny faritra nisy ny mpitondra dimy teo amin’ny Filistinina+ izay nifehy ny tanànan’i Gaza sy Asdoda+ sy Askelona+ sy Gata+ ary Ekrona,+ sy ny faritra nisy ny Avita+
-