-
Amosa 5:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
Fa angamba i Jehovah Andriamanitry ny tafika
Hamindra fo amin’izay sisa amin’ny taranak’i Josefa.’+
-
-
Jona 3:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Asaivo mitafy lamba gony na ny olona na ny biby. Asaivo miantso an’Andriamanitra amin’ny fony koa izy ireo, ka samy hiala amin’ny ratsy fanaony sady tsy hahery setra intsony. 9 Iza moa no mahalala sao mba hiova hevitra* ihany ilay tena Andriamanitra ka tsy ho tezitra be intsony, dia tsy ho faty isika?”
-