Mpitoriteny 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Efa foana koa ny fitiavany sy ny fankahalany ary ny fialonany. Tsy mandray anjara amin’izay atao etỳ ambanin’ny masoandro intsony izy.+
6 Efa foana koa ny fitiavany sy ny fankahalany ary ny fialonany. Tsy mandray anjara amin’izay atao etỳ ambanin’ny masoandro intsony izy.+