11 I Oga mpanjakan’i Basana no sisa tavela tamin’ny Refaima. Vita tamin’ny vy* ilay filanjana ny fatiny,* ary mbola ao Raba tanànan’ny Amonita ilay izy. Sivy hakiho* ny lavan’izy io, ary efatra hakiho ny sakany, araka ny hakiho mahazatra.
24 Nomen’i Mosesy lova isam-pianakaviana koa ny fokon’i Gada, dia ny Gadita, 25 ka anisan’ny faritry ny tanin’izy ireo i Jazera+ sy ny tanàna rehetra ao Gileada sy ny antsasaky ny tanin’ny Amonita+ hatrany Aroera, izay tandrifin’i Raba;+