2 Samoela 15:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Rehefa tonga teny an-tampon’ilay tendrombohitra i Davida, teo amin’ny toerana fiankohofan’ny olona tamin’Andriamanitra, dia efa tonga nitsena azy teo i Hosay+ Arkita.+ Rovidrovitra ny akanjo lava nanaovany, ary nihosim-bovoka ny lohany. 2 Samoela 16:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Rehefa tonga tao amin’i Absaloma i Hosay+ Arkita,+ naman’i Davida,* dia hoy izy tamin’i Absaloma: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Ho ela velona anie ny mpanjaka!”
32 Rehefa tonga teny an-tampon’ilay tendrombohitra i Davida, teo amin’ny toerana fiankohofan’ny olona tamin’Andriamanitra, dia efa tonga nitsena azy teo i Hosay+ Arkita.+ Rovidrovitra ny akanjo lava nanaovany, ary nihosim-bovoka ny lohany.
16 Rehefa tonga tao amin’i Absaloma i Hosay+ Arkita,+ naman’i Davida,* dia hoy izy tamin’i Absaloma: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!+ Ho ela velona anie ny mpanjaka!”