2 Samoela 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tonga tao Bahorima i Davida Mpanjaka, dia nisy lehilahy atao hoe Simey+ nivoaka avy tao. Havan’i Saoly izy io, ary zanak’i Gera. Sady nanatona an’i Davida izy no nivazavaza nanozona azy.+ 2 Samoela 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary nidina haingana niaraka tamin’ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda i Simey,+ zanak’i Gera, Benjaminita avy any Bahorima, mba hitsena an’i Davida Mpanjaka.
5 Rehefa tonga tao Bahorima i Davida Mpanjaka, dia nisy lehilahy atao hoe Simey+ nivoaka avy tao. Havan’i Saoly izy io, ary zanak’i Gera. Sady nanatona an’i Davida izy no nivazavaza nanozona azy.+
16 Ary nidina haingana niaraka tamin’ireo lehilahy anisan’ny fokon’i Joda i Simey,+ zanak’i Gera, Benjaminita avy any Bahorima, mba hitsena an’i Davida Mpanjaka.