2 Samoela 15:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Itahy+ Gatita: “Maninona ianao no hiaraka aminay? Mandehana miverina, ary mijanòna any amin’ilay mpanjaka vaovao. Ianao ange hafa firenena e, sady voatery niala tany amin’izay nisy anao. 2 Samoela 15:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoy anefa i Itahy tamin’ny mpanjaka: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ny mpanjaka tompoko, dia any amin’izay hisy ny mpanjaka tompoko no hisy ny mpanomponao, na ho faty na ho velona!”+
19 Dia hoy ny mpanjaka tamin’i Itahy+ Gatita: “Maninona ianao no hiaraka aminay? Mandehana miverina, ary mijanòna any amin’ilay mpanjaka vaovao. Ianao ange hafa firenena e, sady voatery niala tany amin’izay nisy anao.
21 Hoy anefa i Itahy tamin’ny mpanjaka: “Raha mbola velona koa i Jehovah, ary raha mbola velona koa ny mpanjaka tompoko, dia any amin’izay hisy ny mpanjaka tompoko no hisy ny mpanomponao, na ho faty na ho velona!”+