Salamo 116:3, 4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Namatotra ahy toy ny tady ny fahafatesana;Nangeja ahy ny Fasana.*+ Tototry ny fahoriana sy ny alahelo aho.+ 4 Niantso ny anaran’i Jehovah anefa aho,+ ka niteny hoe: “Jehovah ô, vonjeo aho!”
3 Namatotra ahy toy ny tady ny fahafatesana;Nangeja ahy ny Fasana.*+ Tototry ny fahoriana sy ny alahelo aho.+ 4 Niantso ny anaran’i Jehovah anefa aho,+ ka niteny hoe: “Jehovah ô, vonjeo aho!”