2 Samoela 3:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Malemy aho androany na dia voahosotra ho mpanjaka+ aza. Fa amiko dia mahery setra loatra+ ireo zanakalahin’i Zeroia+ ireo. I Jehovah anie hamaly ny mpanao ratsy araka ny ratsy nataony!”+
39 Malemy aho androany na dia voahosotra ho mpanjaka+ aza. Fa amiko dia mahery setra loatra+ ireo zanakalahin’i Zeroia+ ireo. I Jehovah anie hamaly ny mpanao ratsy araka ny ratsy nataony!”+