-
Salamo 18:25-30Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Ny olona tsy mivadika no tsy ivadihanao,+
Ary tsy misy tsiny ianao rehefa mifandray amin’ny olona tsy misy tsiny;+
26 Ny olona madio no isehoanao hoe madio,+
Fa ny olona fetsifetsy kosa no isehoanao hoe kinga saina.+
29 Manampy ahy ianao, dia vitako ny miady amin’ny mpandroba;+
Noho ny herin’Andriamanitra, dia vitako ny mianika manda.+
Ampingan’izay rehetra mialoka aminy izy.+
-