29 Sambatra ianao, ry Israely ô!+
Iza moa no tahaka anao,+
Izay vahoaka mahazo famonjena avy amin’i Jehovah,+
Dia Ilay ampinga miaro anao,+
Sy Ilay sabatrao be voninahitra?
Hatahotra anao ny fahavalonao ka hihemotra,+
Fa ianao kosa hanitsaka ny lamosiny.”