25 Hoy àry i Saoly: “Izao no holazainareo amin’i Davida: ‘Tsy vodiondry+ no tadiavin’ny mpanjaka, fa tsitsy+ esorina amin’ny lehilahy filistinina 100, mba hamaliana faty an’ireo fahavalon’ny mpanjaka ireo.’” Ny hamonoan’ny Filistinina an’i Davida anefa no tetik’i Saoly.