2 Samoela 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hoy àry ny mpanjaka tamin’i Joaba,+ lehiben’ny tafika, izay niaraka taminy: “Tetezo, azafady, ny foko rehetra eo amin’ny Israely, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ ary isao ny vahoaka mba hahafantarako ny isany.”
2 Hoy àry ny mpanjaka tamin’i Joaba,+ lehiben’ny tafika, izay niaraka taminy: “Tetezo, azafady, ny foko rehetra eo amin’ny Israely, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ ary isao ny vahoaka mba hahafantarako ny isany.”