2 Samoela 16:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Rehefa tonga tao Bahorima i Davida Mpanjaka, dia nisy lehilahy atao hoe Simey+ nivoaka avy tao. Havan’i Saoly izy io, ary zanak’i Gera. Sady nanatona an’i Davida izy no nivazavaza nanozona azy.+ 2 Samoela 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia nanohy ny lalany i Davida sy ny olony. I Simey kosa nandeha tandrifiny, teo amin’ny ilan’ilay tendrombohitra. Sady nivazavaza nanozona+ azy izy no nitora-bato sy nanipy vovoka be dia be.
5 Rehefa tonga tao Bahorima i Davida Mpanjaka, dia nisy lehilahy atao hoe Simey+ nivoaka avy tao. Havan’i Saoly izy io, ary zanak’i Gera. Sady nanatona an’i Davida izy no nivazavaza nanozona azy.+
13 Dia nanohy ny lalany i Davida sy ny olony. I Simey kosa nandeha tandrifiny, teo amin’ny ilan’ilay tendrombohitra. Sady nivazavaza nanozona+ azy izy no nitora-bato sy nanipy vovoka be dia be.