1 Mpanjaka 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Efa nandroso taona* i Davida Mpanjaka sady efa antitra,+ ka tsy nahatsiaro nafana na dia norakofana lamba be dia be aza. 1 Mpanjaka 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nitady tovovavy tsara tarehy tany amin’ny faritra rehetra tany Israely izy ireo, ka nahita an’i Abisaga+ Sonemita.+ Dia nentina nankao amin’ny mpanjaka izy.
1 Efa nandroso taona* i Davida Mpanjaka sady efa antitra,+ ka tsy nahatsiaro nafana na dia norakofana lamba be dia be aza.
3 Koa nitady tovovavy tsara tarehy tany amin’ny faritra rehetra tany Israely izy ireo, ka nahita an’i Abisaga+ Sonemita.+ Dia nentina nankao amin’ny mpanjaka izy.