1 Mpanjaka 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Nasain’ny mpanjaka namaky vato izy ireo mba hahazoana vato lehibe sy lafo vidy.+ Amin’izay dia vato voapaika+ no hatao fototr’ilay+ trano.
17 Nasain’ny mpanjaka namaky vato izy ireo mba hahazoana vato lehibe sy lafo vidy.+ Amin’izay dia vato voapaika+ no hatao fototr’ilay+ trano.