11 Dia hoentinareo any amin’izay toerana fidin’i Jehovah Andriamanitrareo hametrahana ny anarany ny zavatra rehetra asaiko entinareo,+ dia ny fanatitra dorana, ny sorona, ny ampahafolon-karena,+ ny fanomezana avy aminareo, ary izay fanatitra fidinareo hanefana ny voady hataonareo amin’i Jehovah.