16 dia izao no hataoko aminareo: Hosaziko ianareo ka ho kivy sy ho voan’ny tioberkilaozy ary hanavy be, dia hanjavozavo ny masonareo ary ho kely ny ainareo. Ho very maina fotsiny ny namafazanareo voa, satria ny fahavalonareo no hihinana ny vokatra avy amin’izany.+