18 Nandalo teo anatrehan’ny mpanjaka ny mpanompony rehetra izay niara-nitsoaka* taminy, mba hahitany raha tao daholo izy ireo. Nanao hoatr’izany koa ny Keretita sy ny Peletita+ rehetra, ary ny Gatita+ 600 lahy izay efa nanaraka azy avy tany Gata.+
17 I Benaia zanak’i Joiada no lehiben’ny Keretita+ sy ny Peletita.+ Ary ny zanakalahin’i Davida no manam-pahefana ambony indrindra nanarakaraka ny mpanjaka.