-
Isaia 63:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Horesahiko ny zavatra ataon’i Jehovah mampiseho hoe be fitiavana sy tsy mivadika izy,
Ny zavatra ataon’i Jehovah izay mendri-piderana,
Noho izay rehetra ataon’i Jehovah ho antsika,+
Dia ny zavatra tsara be dia be nataony ho an’ny taranak’Israely.
Mamindra fo mantsy izy sady tena be fitiavana sy tsy mivadika.
-