1 Mpanjaka 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ahisara no niandraikitra ny tao an-dapa; ary Adonirama+ zanak’i Abda no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka.+ 1 Mpanjaka 5:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nampiantso olona avy tamin’ny Israely rehetra i Solomona Mpanjaka mba hanao fanompoana, ka lehilahy 30 000 no voantso.+
6 Ahisara no niandraikitra ny tao an-dapa; ary Adonirama+ zanak’i Abda no niandraikitra an’ireo voantso hanao fanompoana ho an’ny mpanjaka.+
13 Nampiantso olona avy tamin’ny Israely rehetra i Solomona Mpanjaka mba hanao fanompoana, ka lehilahy 30 000 no voantso.+