8 Nandalo teny akaikin’ireo rahalahintsika àry isika, izany hoe teny akaikin’ny taranak’i Esao,+ izay mipetraka any Seira, ary nanalavitra an’ilay lalana mankany Araba sy Elata ary Eziona-gebera.+
“Dia nivily isika ka nandeha tamin’ny lalana mankany an-tany efitr’i Moaba.+