1 Mpanjaka 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Nanorina* an’i Sekema,+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, i Jeroboama ka nipetraka tany. Ary niala tany izy, ka naoriny* i Penoela.+ 1 Mpanjaka 12:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nanorina trano fivavahana teny amin’ireo toerana avo i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny Levita.+
25 Nanorina* an’i Sekema,+ tany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima, i Jeroboama ka nipetraka tany. Ary niala tany izy, ka naoriny* i Penoela.+
31 Nanorina trano fivavahana teny amin’ireo toerana avo i Jeroboama, sady nanendry mpisorona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka, izay tsy anisan’ny Levita.+