2 Dia nandeha nitsena an’i Josafata Mpanjaka i Jeho+ zanak’i Hanany+ mpahita fahitana, ka niteny taminy hoe: “Ny ratsy fanahy indray ve no tokony hampianao,+ ary izay mankahala an’i Jehovah ve no tokony ho tianao?+ Tezitra aminao àry i Jehovah noho izany nataonao izany.