-
Josoa 19:48Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
48 Izany no lova nozaraina ho an’ny fokon’i Dana, araka ny fianakaviany avy. Ireo ny tanàna sy ny tanàna kelin’izy ireo.
-
-
Josoa 21:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary nomena tanàna avy tamin’ny fokon’i Efraima, tamin’ny antsapaka, ny sisa tamin’ny fianakavian’ny Kehatita anisan’ny Levita.
-
-
Josoa 21:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ny avy tamin’ny fokon’i Dana dia i Elteke sy ny kijanany, Gibetona sy ny kijanany,
-