20 Avy tany an-danitra ny kintana no niady,
Avy teny izy ireny no niady tamin’i Sisera.
21 Nifaoka an’ireo fahavalo ny reniranon’i Kisona,+
Dia ilay renirano efa nisy hatry ny ela, izany hoe ny reniranon’i Kisona.
Nanitsakitsaka an’ireo olo-mahery aho.