Eksodosy 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony,+ ary i Mosesy no niakatra nankany amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+ 2 Mpanjaka 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia nankany amin’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany* tao Betela, ka nilaza taminy hoe: “Mba fantatrao moa fa androany i Jehovah no haka ny tomponao, ka tsy ho tomponao intsony izy?”+ Dia hoy izy: “Efa fantatro izany fa mangìna ianareo.” 2 Mpanjaka 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Josafata: “Tsy misy mpaminanin’i Jehovah azontsika asaina manontany an’i Jehovah angaha eto?”+ Namaly àry ny lehilahy iray mpanompon’ny mpanjakan’ny Israely hoe: “Ao i Elisa+ zanak’i Safata, ilay mpanondraka rano ny tanan’i Elia.”*+
13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony,+ ary i Mosesy no niakatra nankany amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+
3 Dia nankany amin’i Elisa ireo zanaky ny mpaminany* tao Betela, ka nilaza taminy hoe: “Mba fantatrao moa fa androany i Jehovah no haka ny tomponao, ka tsy ho tomponao intsony izy?”+ Dia hoy izy: “Efa fantatro izany fa mangìna ianareo.”
11 Dia hoy i Josafata: “Tsy misy mpaminanin’i Jehovah azontsika asaina manontany an’i Jehovah angaha eto?”+ Namaly àry ny lehilahy iray mpanompon’ny mpanjakan’ny Israely hoe: “Ao i Elisa+ zanak’i Safata, ilay mpanondraka rano ny tanan’i Elia.”*+