20Ary novorin’i Beni-hadada+ mpanjakan’i Syria+ ny tafiny rehetra, sy ny mpanjaka 32 hafa niaraka tamin’ny soavalin’izy ireo sy ny kalesiny. Dia niakatra izy ka nanao fahirano+ an’i Samaria+ mba hiady taminy.
16 Dia nivoaka hanafika izy ireo tamin’ny mitataovovonana, raha mbola nisotro be ka mamo tao amin’ny tranolay* i Beni-hadada sy ireo mpanjaka 32 nanampy azy.