-
2 Mpanjaka 9:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Hoy i Jeho tamin’i Bidkara, manamboninahitra lefiny: “Batao izy, ary atsipazo eo amin’ny tanin’i Nabota Jezirelita.+ Tadidio fa tamin’izaho sy ianao nitaingina kalesy* nanaraka an’i Ahaba rainy, dia i Jehovah mihitsy no nanameloka+ azy hoe: 26 ‘“Hitako ny ran’i Nabota+ sy ny ran’ny zanany lahy omaly”, hoy i Jehovah, “ka eto amin’ity tany ity no tsy maintsy hamaliako ny nataonao”,+ hoy i Jehovah.’ Koa batao izy, dia atsipazo eo amin’ilay tany, araka ny tenin’i Jehovah.”+
-