23 Hohidiako ny lanitra eo ambony lohanao mba tsy handatsaka orana, ary hataoko tsy mamokatra ny tany eo ambany tongotrao.*+24 Fasika sy vovoka no ranonorana harotsak’i Jehovah avy any an-danitra eo amin’ny taninao, mandra-pahalany ringana anao.
13 “Ry zanak’olona, raha manota ny tany iray ka mivadika amiko, dia hatsotrako hamely azy io ny tanako. Hopotipotehiko ny sakafo rehetra voangona ao amin’ilay tany,*+ ary hasiako mosary ao.+ Dia haripako daholo ny olona sy ny biby ao.”+