Matio 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona 12.+ Marka 8:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nihinana ny olona ka voky, ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika lehibe fito.*+
20 Dia nihinana ny rehetra ka voky. Ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno harona 12.+
8 Dia nihinana ny olona ka voky, ary nangonin’ny mpianatra ny sombintsombiny sisa tsy lany ka nahafeno sobika lehibe fito.*+