Nomery 11:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Angaha fohy loatra ny tanan’i Jehovah ka tsy mahavita an’izany?+ Ho hitanao tokoa raha ho tanteraka ny teniko na tsia.”
23 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Angaha fohy loatra ny tanan’i Jehovah ka tsy mahavita an’izany?+ Ho hitanao tokoa raha ho tanteraka ny teniko na tsia.”