2 Mpanjaka 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia fa maty ilay zanany,+ dia nitsangana izy ka naripany daholo ny taranaka mpanjaka.+ 2 Mpanjaka 11:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Raha vao henon’i Atalia nirodorodo nihazakazaka ny vahoaka, dia nankany amin’izy ireo tany an-tranon’i Jehovah+ izy. 2 Mpanjaka 11:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Nosamborin’izy ireo àry i Atalia, dia novonoiny ho faty rehefa tonga teo amin’ny toerana fidiran’ny soavaly teo amin’ny tranon’ny* mpanjaka.+
11 Rehefa hitan’i Atalia+ renin’i Ahazia fa maty ilay zanany,+ dia nitsangana izy ka naripany daholo ny taranaka mpanjaka.+
13 Raha vao henon’i Atalia nirodorodo nihazakazaka ny vahoaka, dia nankany amin’izy ireo tany an-tranon’i Jehovah+ izy.
16 Nosamborin’izy ireo àry i Atalia, dia novonoiny ho faty rehefa tonga teo amin’ny toerana fidiran’ny soavaly teo amin’ny tranon’ny* mpanjaka.+