19 Koa niala teo i Elia ary nahita an’i Elisa zanak’i Safata niasa tany. Nisy omby 24 nampiarahina tsiroaroa teo alohany, ary teo amin’ireo omby roa faha-12 farany izy. Dia nankeny aminy i Elia, ary natsipiny teny amin’i Elisa ilay akanjona mpaminany+ nanaovany.