1 Mpanjaka 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Dia narahin’i Beni-hadada ny tenin’i Asa Mpanjaka, ka nirahiny ireo lehiben’ny tafiny mba hanafika ny tanànan’ny Israely. Koa resiny i Iona,+ Dana,+ Abela-beti-maka, Kinereta manontolo, ary ny tanin’i Naftaly manontolo.
20 Dia narahin’i Beni-hadada ny tenin’i Asa Mpanjaka, ka nirahiny ireo lehiben’ny tafiny mba hanafika ny tanànan’ny Israely. Koa resiny i Iona,+ Dana,+ Abela-beti-maka, Kinereta manontolo, ary ny tanin’i Naftaly manontolo.