-
2 Tantara 28:26, 27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Efa voasoratra ao amin’ny Boky Momba ny Mpanjakan’ny Joda sy Israely ny sisa amin’ny tantaran’i Ahaza sy izay rehetra nataony, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany.+ 27 Dia nodimandry any amin’ny razambeny i Ahaza, ka nalevina tao amin’ny tanànan’i Jerosalema, fa tsy nampidirina tao amin’ny fasan’ireo mpanjakan’ny Israely.+ Ary i Hezekia zanany no nanjaka nandimby azy.
-