-
2 Tantara 19:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Nisy zavatra tsara nataonao ihany anefa,+ satria nesorinao teto amin’ity tany ity ny tsato-kazo masina,* ary nomaninao* hitady an’ilay tena Andriamanitra ny fonao.”+
4 Mbola nipetraka tao Jerosalema i Josafata. Dia noteteziny indray ny vahoaka hatrany Beri-sheba ka hatrany amin’ny faritra be tendrombohitr’i Efraima,+ ka nasainy niverina tamin’i Jehovah Andriamanitry ny razambeny.+
-