Hosea 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ho meloka i Samaria,+ satria nikomy tamin’ny Andriamaniny.+ Ho fatin’ny sabatra izy ireo.+Ny zanany hatao torotoro,Ary ny kibon’ny vehivavy bevohoka ao hotatahana.” Amosa 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:‘Hisy fahavalo hanodidina ny taninao,+Ka hataony izay hahalany ny herinao,Dia ho voaroba ireo tilikambonao voaro mafy.’+ Mika 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hataoko lasa korontam-bato mivangongo eny an-tsaha i Samaria,Ary ho lasa tany fambolena voaloboka.Dia hatsipiko* eny an-dohasaha ny vatony,Ary hataoko miharihary ny fototra iorenany.
16 Ho meloka i Samaria,+ satria nikomy tamin’ny Andriamaniny.+ Ho fatin’ny sabatra izy ireo.+Ny zanany hatao torotoro,Ary ny kibon’ny vehivavy bevohoka ao hotatahana.”
11 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:‘Hisy fahavalo hanodidina ny taninao,+Ka hataony izay hahalany ny herinao,Dia ho voaroba ireo tilikambonao voaro mafy.’+
6 Hataoko lasa korontam-bato mivangongo eny an-tsaha i Samaria,Ary ho lasa tany fambolena voaloboka.Dia hatsipiko* eny an-dohasaha ny vatony,Ary hataoko miharihary ny fototra iorenany.