5 Izaho no Jehovah, ary tsy misy hafa.
Tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+
Homeko hery ianao na dia tsy fantatrao aza aho.
6 Amin’izay ho fantatry ny olona
Hatrany amin’ny fiposahan’ny masoandro ka hatrany amin’ny filentehany,
Fa tsy misy afa-tsy izaho.+
Izaho no Jehovah, ary tsy misy hafa.+