1 Tantara 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hanokana toerana hametrahako ny Israely vahoakako aho. Dia hipetraka ao izy ireo, ka tsy hisy hanakorontana intsony. Tsy hampijaly* azy ireo intsony koa ny olona ratsy fanahy, hoatran’ny nataon’izy ireny taloha,+
9 Ary hanokana toerana hametrahako ny Israely vahoakako aho. Dia hipetraka ao izy ireo, ka tsy hisy hanakorontana intsony. Tsy hampijaly* azy ireo intsony koa ny olona ratsy fanahy, hoatran’ny nataon’izy ireny taloha,+