Deoteronomia 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mankatò ny didiny rehetra omeko anao androany, dia tena hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany.+
28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mankatò ny didiny rehetra omeko anao androany, dia tena hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany.+