19 Dia nasainy naka toerana teo amin’ny bozaka ny vahoaka. Nalainy avy eo ireo mofo dimy sy trondro roa ireo, ka nitraka nijery ny lanitra izy dia nivavaka.+ Dia notapahiny ireo mofo, dia nomeny an’ireo mpianatra, ary ny mpianatra indray nizara an’ilay izy tamin’ny vahoaka.