2 Mpanjaka 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia mpisoronabe tamin’i Safana mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny Lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.+
8 Tatỳ aoriana, dia hoy i Hilkia mpisoronabe tamin’i Safana mpitan-tsoratra:+ “Hitako tao an-tranon’i Jehovah ny boky misy ny Lalàna.”+ Dia nomeny an’i Safana ilay boky, ka novakin’i Safana.+