Jeremia 39:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa navelan’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, izay tsy nanana na inona na inona. Nomeny tanimboaloboka sy tany hovolena* koa izy ireo,+ tamin’izany andro izany. Jeremia 52:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Navelan’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, mba hikarakara tanimboaloboka sy hanao asa an-terivozona.+
10 Fa navelan’i Nebozaradana lehiben’ny mpiambina hijanona tao Joda kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, izay tsy nanana na inona na inona. Nomeny tanimboaloboka sy tany hovolena* koa izy ireo,+ tamin’izany andro izany.
16 Navelan’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, tao amin’ilay tany kosa ny sasany tamin’ireo mahantra faraidiny, mba hikarakara tanimboaloboka sy hanao asa an-terivozona.+