Salamo 145:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tena miavaka i Jehovah, ka izy no mendrika hoderaina indrindra;+Tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany.+ 1 Timoty 1:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.
3 Tena miavaka i Jehovah, ka izy no mendrika hoderaina indrindra;+Tsy takatry ny saina ny fahalehibeazany.+
17 Ho an’ilay Mpanjakan’ny mandrakizay,+ izay tsy mety lo+ sady tsy hita maso,+ dia ilay Andriamanitra tokana+ anie ny haja sy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay! Amena.